VIDEO

Zaho Irery - Rossy

mrbloudalasora · 4:19

« Ee ry akama, ee ry leiry e, ee ry chérie e, izaho irery no aty Ohatranny tany tsy misy olona aty, izaho irery no aty Mahatsiarotsiaro ani Gasikara leitsy aho, An-taninolona aty Mbola tsy mety tafody foana leitsy aho, izaho ngôma aty Dia mampamangy ny anny an-tanana leitsy, Soava dia »