VIDEO

Mbola ho avy (Rossy) - Tapôlaka Glady - Resaka ve no ho tantaraina

Sehatra_com · 2:52

Resaka ve no tantaraina olon-dehibe samy manan-tsaina nefa ny zavatra fantatray 'Ty fitiavan’ity mampiferotr’aina e Tratran’ny bika sy ny hatsarana lasa nirifatra ka tsy tana hanova fitiavana va ry ngahy ka ny vady aman-janaka no hialana e Mandram-pihaona tongava soa raha hanaraka an’iny any lavitra any ianao no namadika fanekena f'izaho sy ny ankizy dia eto ihany ô Aza maharitra ela loatra fa rehefa miverina tiako ihany ô